Guide des distributeurs
2 pages
Malagasy

Guide des distributeurs

Le téléchargement nécessite un accès à la bibliothèque YouScribe
Tout savoir sur nos offres
2 pages
Malagasy
Le téléchargement nécessite un accès à la bibliothèque YouScribe
Tout savoir sur nos offres

Description

IREO SAKAFO BE“VY” Hazandrano, Hena, Anadrano, Voamaina, Legioma FAmARItAnA nY «FAnAmpIn-tSAKAFO» “Ny atao hoe fanampin-tsakafo,dia karazan-tsakafo, hanampiana ny sakafo fihinana an-davanandro izay miantoka loharanon’otrikaina na zavatra hafa ilain’ny vatany izay loharanon’ny singa mpamelona ilaina hampisy ny fanjariantsakafo sy ny hampitombo ny ara-tsaina. Metika izy ireo zavatra ireo dia : vitaminina, mineraly sy zava-maniry, nefa tsy natao ho ampiasaina amin’ny fitsaboana ny tanjona.

Informations

Publié par
Publié le 26 avril 2016
Nombre de lectures 9
Langue Malagasy

Extrait

IREO SAKAFO BE “VY”
HazaNdraNo, HeNa, ANadraNo, VoaMaîNa, LegîoMa
FAmARItAnA nY «FAnAmpIn-tSAKAFO»
“Ny atao hoe fanampîn-tsakafo,dîa karazan-tsakafo, hanampîana ny sakafo fîhînana an-davanandro îzay mîantoka loharanon’otrîkaîna na zavatra hafa îlaîn’ny vatany îzay loharanon’ny sînga mpamelona îlaîna hampîsy ny fanjarîantsakafo sy ny hampîtombo ny ara-tsaîna.
Metîka îzy îreo zavatra îreo dîa : vîtamînîna, mîneraly sy zava-manîry, nefa tsy natao ho ampîasaîna amîn’ny fîtsaboana ny tanjona.
MINISTERE DE L’EDUCATION NATIONALE Dîvîsîon Santé Scolaîre --------------OFFICE NATIONAL DE NUTRITION Nutrîtîon Scolaîre --------------MINISTERE DE LA SANTE PUBLIQUE Servîce de Nutrîtîon
R E P O B L I K A N ’ I M A D A G A S I K A R A Fî t î a v a n a – Ta n î n d r a z a n a – Fa n d r o s o a n a
tOROLALAnA mIKASIKA nY FIZARAnA pILIFERA EnY AnIVOn’nY SEKOLY
“mPîaNaTra MavîTrîka sy Mahay No TaNjoNa aTo aMîN’Ny sekolîNay”
“mîhîNaNa sakafo be vy, hîaNToka Ny fahoMbîazaNa aMîN’Ny fîaNaraNa”
FIZOtRY nY FIZARAnA pILIFERA: - Asaîna manasa tanana amîn’ny savony ny mpampîanatra sy ny ankîzy rehetra - Antsoîna tsîraîray araka ny ilaharana ao amîn’ny rejîsîtra ny mpîanatra
- Tolorana pîlîfera îray ny ankîzy voaantso
- Atelîna mîaraka amîn’ny rano ny pîlîfera
- Mîhînana îzay sakafo maîvana efa nomanîna
- Marîhîna borîbory ny rejîsîtra
- Marîhîna X ny fafana tandrîfy ny anaran’ny zaza nîhînana pîlîfera FItAOVAnA ILAInA AmIn’nY FIZARA nA pILIFERA - Rejîsîtra iantsoana anarana (regîstre d’appel) - Fîche de poîntage
- Rano isotro madîo
- Pîlîfera - Savony - Averîna omena pîlîfera ny zaza nandoa tao anatîn’ny 10 mînîtra
IREO HEtSIKA AZO tAntERAHInA HO FISOROHAnA nY tSY FAHAmpIAn’nY “VY”:
- Mîhînana pîlofera mandrîndra ny roa ambîn’ny folo herînandro aorîanan’ny fanalana kankana
- Manala kankana îsaky ny enîm-bolana
- Mîtandrîna îreo fepetra iarovana amîn’ny kankana:
Manasa tanana matetîka îndrîndra amîn’îreo fotoana fototra (avy mîlalao – avy any ank-abone – avy manolo zaza – alohan’ny hîsaka-foanana – alohan’ny hîkarakarana ny sakafo)
Tsy mangery ankalamanjana
- Manala ny lobolobo sy ny rano mîhandrona hîadîana amîn’ny moka mpamîndra tazo sy mampîasa lay mîsy ody moka
- Mîhînana sakafo madîo sy mîovaova, îndrîndra îreo be vy toy ny trondro, hena, anana maîntso antîtra, voamaîna îsan-karazany.
Faritra iasana :AMoroN’î maNîa  maTsîaTra AMboNy  VaTovavy FîTovîNaNy  ATsîMo ATsîNaNaNa  ANdroy toroMarîka sy TorolalaNa fohy ho aN’Ny mPaMPîaNTra MaNaTaNTeraka Ny izaraNa Ny “Vy” eNy aNTsekoly.
tSARA HO FAntAtRA mOmBA nY tSY FA HAmpIAnA  VY : - Tsy fahampîana sînga mpamelona (olîgoéléments) ma-hazo ny olona maro ny tsy fahampîana “vy” - Mîtarîka tsy fahampîan-drà (anémîe) ny tsy fahampîan’ny “vy” ao amîn’ny vatana
FISEHOn’nY tSY FAHAmpIAnA “VY”:
- Hatsatra sy rera-dava
- Fîkorontanan’ny itempon’ny fo
- Aretîn’andoha
- Mora vîzana ka tsy afa-mîasa mafy na ara-batana na ara-tsaîna
tOROmARIKA mIKASIKA nY FIZARAnA pILIF ERA - Tsy omena pîlîfera ny ankîzy ao amîn’ny ny sekoly mîsy “cantîne” mahazo MîcroNutrîment Powder (MNP) - Ny zaza efa fantatra fa « drépanocytaîre” dîa tsy omena « sels ferreux oraux » mîhîntsy.
- Omena pîlîfera îray ambonîny ny zaza tsy tonga nîanatra tamîn’ny izarana
AntOnY mAHAtOnGA nY tSY FAHAmpIAnA “VY”: - Fîsîan’ny kankana mîtsetsîtra ny ra ao amîn’ny tena - Fahasîmban’ny sela mena ao amîn’ny ra nohon’ny aretîna Tazomoka.
- Fahaverezan-dra nohon’ny ratra na fadîm-bolana
- Tsy ihînanana sakafo mîtondra vy
tOmBOntSOA AZO AVY AmIn’nY FIHInAnAnA pILIFERA: - Mampîtombo ny selamena ao amîn’ny rà, - Mîsoroka ny aretîna vokatry ny tsy fahampîan-drà
- Manamora ny itazonan’ny vatana îreo otrîk’aîna hafa
- Manome hery ny vatana sy ny saîna tRAnGA mEtY HISEHO AORIAn’nY FItELEmAnA pILIFERA (Mandalo îhany anefa îreo tranga îreo ) - Mandoa - Mîvalana fa tsy marary kîbo
IREO OmEnA pILIFERA Mpîanatra 6-14 taona eny amîn’ny EPP tOERAnA IZARAnA nY pILIFERA Ao an-dakîlasy
FAtRAn’nY FAnAFODY Pîlîna îray îsaky ny ankîzy îsan-kerînandro FOtOAnA FIZARAnA pILIFERA Zaraîna îsaky ny andro Talata mandrîtra ny 12 herîndandro
  • Univers Univers
  • Ebooks Ebooks
  • Livres audio Livres audio
  • Presse Presse
  • Podcasts Podcasts
  • BD BD
  • Documents Documents