FANDAHARANASA FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON NY SEKOLY
79 pages

FANDAHARANASA FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON'NY SEKOLY

Le téléchargement nécessite un accès à la bibliothèque YouScribe
Tout savoir sur nos offres
79 pages
Le téléchargement nécessite un accès à la bibliothèque YouScribe
Tout savoir sur nos offres

Description

Cellule Nutrition Scolaire "CNS"

Informations

Publié par
Publié le 05 juin 2014
Nombre de lectures 111
Poids de l'ouvrage 3 Mo

Extrait

FANDAHARANASA FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON’NY SEKOLY«Torolalana natao ho an’ny mpampianantra »
»
«
FANDAHARANASA FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON’NY SEKOLY_____________________________________________________________________________________________________Fanoroam-pejy
FANOROAM-PEJY
TENY FAMPIDIRANA:
3
6
LOHAHEVITRA I:NY FANDAHARANASA HOAN’NY FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON’NYSEKOLY 7 I.Tanjona manokan’ny fandaharanasa ho an’ny fanjariantsakafo eny anivon’ny sekoly :  7II. Ireoasa ho tanterahina :  9
LOHAHEVITRA II:NY FANJARIANTSAKAFO SY NY FAHADIOVANA ENY ANIVON’NY SEKOLY 10 I. NyFanjariantsakafo :  10i.Tanjona: 10ii.Famaritana ny fanjariantsakafo:10iii.16Famaritana ny tsifanjariantsakafo :II. NyFahadiovana :  22i.Tanjona :22ii.Famaritana ny fahadiovana :22
LOHAHEVITRA III: SEKOLY ARA-PAHASALAMANA :
I. Famaritana: II. Tanjona: III. Vokatraandrasana : IV. Ireoezaka ho tanterahina: V. Ireotokony ho hita eny an-tsekoly : a.Sekoly manara-penitra: b.Fanabeazana ara-pahasalamana : c.Fahasalamana sy fanjariantsakafo:
24 2424242425254142
______________________________________________________«3 » Torolalana natao ho an’nympampianatra
FANDAHARANASA FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON’NY SEKOLY_____________________________________________________________________________________________________LOHAHEVITRA IV:IEC/CCC : FAMPAHAFANTARANAFANABEAZANAFIFANDRAISANA / SERASERA HO AN’NY FIOVAN-TOETRA AMAM-PIHETSIKA.45 I. Tanjona:  45II. Famaritana:  45III. Paikady  46i.Ireo dingan’ny fiovam46-pihetsika :ii.46Ireo fanapahan-kevitra samihafa:iii.Ireo antony mahatonga ny fiovam-pihetsika:47iv.Dingana lalovana hahatongavana amin’ny fiovam-pihetsika 48v.Ny azo atao hanampiana ny olona hanova fihetsika sy fahazarana49vi.50Ireo karazam-pifandraisana:vii.51Ireo fomba fifandraisana :viii.52Ny hafatra:
LOHAHEVITRA V: NY DINIDINIKA FANABEAZANA ENY ANIVON’NYSEKOLY: i.Famaritana ny atao hoe dinidinika : ii.Ny antonyanaovana ny dinidinika : iii.Ny fotoana anaovana ny dinidinika sy sokajin’olona anaovana dinidinika :Isam-bolana : iv.Ny andraikitry ny tsirairay amin’ny fanaovana dinidinika :
57 5757575757
LOHAHEVITRA VI: NY NY FAMPIANARANA MAHANDRO ENY ANIVON’NY SEKOLY:  60 i.60Famaritana ny fampianarana nahandro ataoii.Ny antony hanaovana ny fampianarana, dia ahafahana :60iii.Iza avy ireo iantefan’ny DC sy ny fotoana hanatanterahana azy ? 60a.Isam-bolana :60iv.60Dingana arahina rehefa manao ny fampianaranav.61Ny sakafo hokarakarainavi.61Ny andraikitry ny tsirairay
LOHAHEVITRA VII:NY FILOZOFIAN’NY FANDAHARANASA FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON’NY SEKOLY: 63 I. Paikady  63i.Fanatsarana ny fanjariantsakafon’ny mpianatra sy ireo ankizy tsy mianatra: 63ii.Fampaharetana ireo ezaka rehetra atao amin’ny sehatry ny fanjariantsakafosy ny fahadiovana:63
______________________________________________________«4 » Torolalana natao ho an’nympampianatra
FANDAHARANASA FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON’NY SEKOLY_____________________________________________________________________________________________________LOHAHEVITRA VIII:NY PITSON’ASA FANAO TENA ILAINA “PETITESACTION FAISABLES ET IMPORTANTES” (PAFI): 64 I. Toetryny PAFI  64
II.Santionana PAFI azo atao mifanaraka amin’ny lohahevitra “Fanjariantsakafo”: i.Fanasana Tanana amin’ny savony na lavenona (FTS/FTL) ii. Fahazoanarano fisotro azo antoka iii. Fitahirizanasakafo na fanodinana sakafo na fikajina:
64646465
LOHAHEVITRA IX:NY FOMBA FIJERY ANKIZY HOAN’NY FIARAHAMONINA (FFA/F) «L’APPROCHE ENFANT/COMMUNAUTE »66 I. Famaritana:  66II.Nahoana no ankizy hoan’ny fiarahamonina?  67III.Ny fisehon’ny fampiharana ny FFA/F 67IV.Ireo mpandray anjara67V.Ireo iantefan’ny hetsika 67VI.Ny tombotsoa azo avy amin’ny fampiharana ny FFA/F 67
LOHAHEVITRA X: FANDETEHANA NY LOHAHEVITRA AO AMIN’NY FAMPIHARANA NY FAMPIANARANA AN-DAKILSY (INTEGRATION DES THEMES DANS LA PRATIQUE DE CLASSE)69
I. NYTARANJA AMPIASAINA a.Ny taranja mandray(discipline d’accueil)b.Ny taranja manohana (discipline d’appui)c.Fanamarihana :
II.OHATRA FANDETEHANA NY “FANJARIANTSAKAFO” AO AMIN’NY FAMPIHARANA FAMPIANARANA AN-DAKILASY ANDAVANANDRO a.Taranja mandray Fanamarihana: b.Taranja manohana
LOHAHEVITRA XI: FITANANA AN-TSORATRA
I. Tekinika: II. Fitantanam-bola:
69696969
69697070
75 7577
TENY FAMARANANA :79 ______________________________________________________«5 » Torolalana natao ho an’nympampianatra
FANDAHARANASA FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON’NY SEKOLY_____________________________________________________________________________________________________Teny fampidirana: Ny fahaizana sy ny fahasalamana dia andry lehiben’ny fahombiazana eo amin’ny mpianatra satria: “ao anatin’ny vatana salama no misy ny saina matsilo”. Hahatanteraka izany dia: - Milasekoly manara-penitra amin’ny lafiny rehetra ny mpianatra : trano –fitaovana ananany toerana hanorenana azy; - Milatontolo manodidina ara-pahasalamana, mahafinaritra ny maso; - Milafiaraha-monina mirindra sy fifampitondrana mifanaja eo anivon’ny sekoly.Mba hahatomombana izany dia ilaina ny fandraisana andraikitry ny tsirairay manomboka amin’ny mpianatraray aman-dreny ny nympampianatra ary ireo mpitantanaka hatrany amin’ny mpitondra isan’ambaratongany.Natao ity torolalana ity ho fampahalalana sy ho fampandraisana anjara ireo tompon’andraikitra sy ny tsara sitrapo amin’ny fametrahana“sekoly manara-penitra sy ara-pahasalamana”
______________________________________________________«6  » Torolalana natao ho an’nympampianatra
FANDAHARANASA FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON’NY SEKOLY_____________________________________________________________________________________________________Lohahevitra I: NY FANDAHARANASA HO ANNY FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVONNYSEKOLY
I.Tanjona manokan’ny fandaharanasa ho an’ny fanjariantsakafo eny anivon’ny sekoly : - Hanampy ireo mpampianatra eny anivon’ireo sekoly fanabeazana fototraho amin’ny fanatsarana ny fanjariantsakafo sy ny toe-piainan’ny mpianatra; - Hanitsianany hatsara sy ny habetsaky ny sakafon’ny mpianatra any an-tranoamin’ny alalan’ny fampitana ny fahaizamanaon’izy ireo izay vokatry ny fanabeazana avy any an-tsekoly. Ny fanjariantsakafo eny anivon’ny sekoly dia andraikitry ny MEN – ONNno mametraka izany ho tomombana amin’ny antsakany sy an-davany.
______________________________________________________«7 » Torolalana natao ho an’nympampianatra
FANDAHARANASA FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON’NY SEKOLY_____________________________________________________________________________________________________
______________________________________________________«8 » Torolalana natao ho an’nympampianatra
FANDAHARANASA FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON’NY SEKOLY_____________________________________________________________________________________________________II.Ireo asa ho tanterahina : - Fivohizanany fanabeazana ara-tsakafo sy ara-pahadiovana ao an-dakilasy : Tontosain’ny: mpampianatrampianatra ary ny ray amandrenin’ny mpianatraMba :hanentanana ny rehetra hahay hamantatra ireo izay tsara halain-tahaka Amin’ny alalan’ny :fanentanana tsotra amin’ny hafatra mora raisina sy mifanandrify amin’ny fiainana andavanandro- Fanampianaamin’ny fanatanterahana ny asa eny anivon’ny sekoly: Tontosain’ny: mpianatrasy ny ray amandrenin’ny mpianatraMba: ho fampaharetana ireo fahaiza-manao teny an-tsekoly amin’ny lafin’ny fahadiovana sy ny fanjariantsakafoAmin’ny alalan’ny :fanatanterahana ireo asa mifandraika amin’ny fahadiovana sy ny fanjariantsakafo - Fifaninananahahatongavana amin’ny sekoly mendrika : Tontosain’ny:mpampianatrampianatraMba: hahatonga ny fandraisana an-tànana ataon’ny tsirairay hanatsarana ny lafin’ny fahadiovana sy ny fanjariantsakafoAmin’ny alalan’ny :fifantenana sekoly mendrika (1 isaky ny ZAP2 isaky ny CISCO ary 3 isaky ny faritra) isan-taona. - Fanatanterahanadinidika ara-tsakafo sy ara-pahasalamana an-tsekoly : Tontosain’ny:mpampianatra sy ny ACNmpianatra ary ny ray amandrenin’ny mpianatra.Mba:hisian’ny fifaneraserana hifampizarana ny fahalalana mivantana ho an’ny fianakaviana hanatsarana ny lafin’ny fahadiovana sy ny fanjariantsakafo ary ny fahasalamana.Amin’ny alalan’ny :Dinidinika ara-tsakafo sy ara-pahasalamana arahina fampianarana fandrahoan-tsakafo sy fanandramana izany. -Fanalana kankana isan’enimbolana sy Fihinana vy isan-taona, Tontosain’ny:mpampianatra sy ny ACN ary ny mpiasan’ny fahasalamanampianatra ary ny ray amandrenin’ny Mpianatra.Mba:kankanahiadiana amin’ireo aretina vokatry ny fisian’nysy tsy fahampian-dra vokatry ny tazo sy ireo zavatra hafa ihany koahanatsarana ny lafin’ny fahasalamana sy ny fanjariantsakafo.Amin’ny alalan’ny :Fizarana fanafody faobe arahina fanabeazana sy fampianarana mifanandrify amin’ny fisorohana izany.
______________________________________________________«9 » Torolalana natao ho an’nympampianatra
FANDAHARANASA FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON’NY SEKOLY_____________________________________________________________________________________________________Lohahevitra II: NY FANJARIANTSAKAFO SY NY FAHADIOVANA ENY ANIVONNYSEKOLY
I.Ny Fanjariantsakafo : i.Tanjona: Hanazavana ny antony ilany ny sakafo miovaova sy voalanjalanja ii.Famaritana ny fanjariantsakafo: Ny fanjarian-tsakafo dia ny fahazoan’ny vatana isan’andro ireo sakafo ilainy sy ny fahafahany mampiasa azy ireo mba hampitombo, hahasalama, ary hahafahan’ny taova rehetra miasaa. Antonyilana ny taova hiasa tsara: Mba hahafahany manamboatra ireo singa rehetra hampitombo ny vatana sy hanolo ireo sela rehetra maty na simba; tsara ho marihina fa ireo singa ireo dia tokony ho hita ao amin’ny taharon’ny sakafo hanina isan’andro (rano –sira mineralypraotidalipidagliosida ary ny vitaminina);Mba hahafahana mamokatra hery hahafahan’ny taova sy ny vatana hiasa ary hamorona hafanana ho azyNy fahasalaman’ny vatana izany dia miankina indrindra amin’ny hatsaran’ny sakafo hanina (miovaova sy voalanjalanja), sy ny hadiony Ny sakafo hohanina isan’andro izany dia tokony mahafeno ny filan’ny vatana hamokarany ny hery rehetra ilaina sy hamenoany ny singa rehetra mety ilaina . Noho izany dia tsy hihinana ho voky fotsiny ihany fa mihinana voalanjalanja sy miovaova. b. Nyfilana ara-tsakafo SOKAJINTSAKAFO ASANY EO AMINNY VATANA IREO SAKAFO AHITANA AZY- Manomehery entina miasa syvary, katsaka, mangahazo, saonjo, FOTO-TSAKAFOhahafahana mihetsikaovy, sns - Manomehery hahafahana Mitondra ny hery fiasanamitombo ara-dalàna -Mitana ny hafanan’ny vatana menaka,voanjo siramamy, fary LAOKA - Miantokany fanorenana nyhena sy hazandrano, nofon’ny zazaatody, ronono, Mitondra ny hery - Mampirindrany fitomboany ara-voamaina, fanorenana dalàna soja - Miantokany fanorenana sy ______________________________________________________«10 » Torolalana natao ho an’nympampianatra
FANDAHARANASA FANJARIANTSAKAFO ENY ANIVON’NY SEKOLY_____________________________________________________________________________________________________fiarovan-tena amin’ny aretina- Manamafyny fiarovan-tenaVoankazo, FANAMPIN- TSAKAFO amin’nyaretina ananasy legioma FANGARON-DAOKA -Mampirindra ny fitombon’nySY VOANKAZO vatana Mitondra ny hery fiarovana Ny sakafo ara-pahasalamana dia sakafo voalanjalanja araka ny filàna, misy ny sokajin-tsakafo rehetra, miovaova ary madio
______________________________________________________«11 » Torolalana natao ho an’nympampianatra
  • Univers Univers
  • Ebooks Ebooks
  • Livres audio Livres audio
  • Presse Presse
  • Podcasts Podcasts
  • BD BD
  • Documents Documents