Carnet de santé de l élève
52 pages
Malagasy

Carnet de santé de l'élève

Le téléchargement nécessite un accès à la bibliothèque YouScribe
Tout savoir sur nos offres
52 pages
Malagasy
Le téléchargement nécessite un accès à la bibliothèque YouScribe
Tout savoir sur nos offres

Description

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana - Fandrosoana KARINEM-PAHASALAMAN'NY MPIANATRA KARINE N° . . . . NO AYTAN AHJO N MA SY A T AO IK A RM T II N V ' AN MY S A E R K T O A L NI N A I A P Y M Anarana : Fanampin'Anarana sy Fiantso : Teraka ny : Anaran'ny Ray : Anaran'ny Reny : Fonenana / Boriboritany / Fokontany : Kaominina Distrika : Faritra : Lahy Vavy Kopia N° : Tao : . Karine iray, mpianatra iray TSIAHY HO ANAO MPIANATRA Ity karine ity dia mirakitra tsiambaratelo ara-pasalamana sy manolotra torolalana anao. Aza adinoina ny mampiseho azy ity rehefa manatona mpitsabo ianao hahazoany manampy sy mamantatra ny toe-pahasalamanao. $PSDKDWVLDKLYLQD ID LDQDR LUHU\ LKDQ\ QR WRPSRQ¶Q\ VD¿G\ KR amin’ny fanehoana azy ity na tsia FANOROANA FAMPIASANANY KARINE 1 Famenoana Asiana X nyraha ENY ary O raha TSIA Fenoina raha ................................................. 2 Fizaham-pahasalamana 1 .Fizahana voalohany (Visite médicale d’admission)Pejy 07 2. Fizahana eo amin’nykilasy T5Pejy 15 3. Fizahana eo amin’ny kilasy T9Pejy 19 4. Fizahana eo amin’ny kilasy T12Pejy 23 )DQDUDKDPDVR Q\ ¿WRPERDQD3HM\ 3 Soratana eto ny fanafody na sakafo tsy zakanao : …………………………………………………………………… …………………………………………………………………… ……………………………………………………………………... HAFATRA FOHY Ry ray , reny , mpiantoka, mpanabe, mpitsabo ary mpianatra : Araka ny :Didy hitsivolana2011-002 taona 2011, laharana lalana momba ny fahasalamana.

Informations

Publié par
Publié le 19 décembre 2017
Nombre de lectures 19
Langue Malagasy
Poids de l'ouvrage 1 Mo

Extrait

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana - Fandrosoana
KARINEM-PAHASALAMAN'NY MPIANATRA KARINE N° . . . .
HAYNOTAN JO AN MA YA ST O A IKA RM T II N V ' AN Y M S A E R K T O A L N I N A I A P Y M
Anarana :
Fanampin'Anarana sy Fiantso :
Teraka ny :
Anaran'ny Ray :
Anaran'ny Reny :
Mpiantoka :
Fonenana / Boriboritany / Fokontany :
Kaominina :
Distrika :
££ LahyVavy Kopia N° :
Tao :
. Karine iray, mpianatra iray
TSIAHY HO ANAO MPIANATRA
Ity karine ity dia mirakitra tahirin-kevitra sy fanamarihana ara-pahasalamana ary manolotra torolalana anao.
Aza adinoina ny mampiseho azy ity rehefa manatona mpitsabo ianao hahazoany manampy sy mamantatra ny toe-pahasalamanao.
Ampahatsiahivina fa ianao sy ny ray aman-dreninao irery ihany no tompon’ny saîdy ho amin’ny fanehoana azy ity na tsia.
FANOROANA FAMPIASANA NY KARINE
1 Famenoana
Asiana X nyraha ENY ary O raha TSIA Fenoina raha .................................................
2 Fizaham-pahasalamana
1. Fanarahamaso ny îtomboana 2. Fizahana voalohany (Première visite médicale) 3. Fizahana eo amin’ny famaranana ny dingana voalohany 4. Fizahana eo amin’ny famaranana ny dingana faharoa 5. Fizahana eo amin’ny famaranana ny dingana farany
3 Soratana eto ny fanafody na sakafo tsy zaka : …………………………………………………………………… …………………………………………………………………… ……………………………………………………………………...
HAFATRA FOHY
Ry ray, reny, mpiantoka, mpanabe, mpitsabo ary mpianatra :
Ho fampiharana ny andininy 275 aminy lalàna laharana n°2011-002 ny 15 jolay 2011 anaovana ny fehezan-dalàna momba ny fahasalamana, dia namoaka ny didim-panjakana laharana n° 2017-0755 tamin'ny 5 septambra 2017, hanaovana ny îzahana ara-pahasalamana sy fanaraha-maso ara-panjariantsakafo ny mpianatra na mpiofana amin'ireo toeram-pampianarana miankina sy tsy miankina amin'ny fanjakana.
Ity tahirinkevitra ahitana ny toe-pahasalamana manomboka ny fahadimy taona ka hatramin’ny fahavitana ny îanarana ao amin’ny ambaratonga faharoa manokana ity dia :
- andraisana ny fanamarihana rehetra avy amin’ny tompon’andraikitra ara- pahasalamana ho an’ny mpanabe sy ny ray aman-dreny ary ny mpiantoka ; - anomezana ny torohevitra sy ny hafatra ara-pahasalamana, ara-tsakafo ary ara- pahadiovana ; - ampiasaina isaky ny manatona tobim-pahasalamana .
Koa tehirizo, kajio tsara toy ny karampanondro ary ampiasao amin’izay ilana azy.
Ho fenoin'ny Mpitsabo
4
Fanadihadiana ny fahasalamana mialoha ny fahadimy taona ataon’ny Mpitsabo
I. Antécédents personnels  (Ireo zava-nitranga teo aloha)
 1. Anté-natal
Grossesse de la mère:Normale
 2. A la naissance
Compliquée
 Naissance A terme Prématurée  Jaunisse  Poids à la naissance : ................. kg  Accouchement : Normal Dystocique
 3. Antécédents médicaux
 Convulsion :
 Otorrhée/otorragie :
Strabisme : Convergent
 Divergent
 Allergies alimentaires et médicamenteuses :
 Paludisme
 Rubéole  Varicelle Autres
 ...............; ...............;
 ...............; ...............;
Mettre (X) si oui , (0) si non ; A compléter si (…………)
4. Antécédents nutritionnels
Ho fenoin'ny Mpitsabo
 A-t-il eu des difîcultés pour manger ? .................
 A-t-il des tabous alimentaires ?
 .................
 A-t-il été prise en charge en MAS - MAM ?
................. jours
5. Antécédents chirurgicaux et traumatismes
Intervention chirurgicale à préciser : . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .
Traumatisme crânio-vertébral : . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .
Autre traumatisme : . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .
II. Antécédents familiaux  (Ireo zava-nitranga teo aloha teo amin'ny îanakaviana)
1. Environnement familial  Fratrie : Nombre : ................Garçons  Rang dans la fratrie: ................
Vit avec : ................. Type d'habitat : ................. Préscolarisation : Joue-t-il avec d'autres enfants?
Oui Oui
................Filles
Mode de remplissage du carnet :  Mettre (X) dans la case si oui  Mettre (0) dans la case si non ;  A compléter si (…………) s'il y a des précisions.
Non Non
5
VPI
DTC HepB Hib3
HepB :Miaro amin’ny aretin’ny aty B
Daty tsindrona 1
Vaksiny hafa
PCV10-3
Fiverenana
PCV10 :Miaro amin’ny Pnemonia
VAR :Miaro amin’ny Kitrotro
Polio 1
Herinandro faha-14
Polio 3
DTCHepB Hib1
BCG
Polio 0
Polio 2
AntiROTAVirus 1
AntiROTAVirus 2
VPI :Miaro amin’ny lefakozatra (Atsindrona)
Herinandro faha-10
Sivy volana
Vao teraka
PCV10-1
Ho fenoin'ny Mpitsabo
Herinandro faha-6
Anarany
Fanamarihana hafa :
6
DTCHepB Hib2
Fiverenana tsindrona 2
Fiverenana tsindrona 3
AntiROTAVirus :Miaro amin’ny Aretimpivalanana
Vaksiny
Polio :Miaro amin’ny Lefakozatra (Ambava)
VAR
BCG :Miaro amin’ny Tiberikilaozy
PCV10-2
Hib :Miaro amin’ny Meninzita
Hafatra ho an'ny Ray amandReny sy Mpianatra
Fahadiovan’ny vatana
Fanasana tananaRankizy, sasao amin’ny savony na lavenona ny tanana hisorohana ny aretim-pivalanana sy ny kankana.
Fotoana fototra fanasana ny tànana sy ireo dingana enina arahina
1. Alohan’ny hisakafoanana 2. Alohan’ny hikarakarana sakafo 3. Avy milalao 4. Avy mangery 5. Avy mikarakara zaza (mamitra, manary tay)
1. Lemana rano ny tanana 2. Hosorana savony 3. Kosehina ny atitanana sy ny vohotanana ary ny elakelan-drantsantanana 4. Sokirina ny hoho 5. Kobanina amin’ny rano 6. Hamainina amin’ny rivotra
Nify sy ativava
Rankizy, borosio isaka ny avy misakafo ny nify hananana ativava salama.
FandroanaRankizy, diovy isan’andro ny vatana hahasalama ny hoditra, aza adinoina ny manapaka ny hohon-tanana.
7
Hafatra ho an'ny Ray amandReny sy Mpianatra
8
Rano îsotro madio Fomba ahazoana rano îsotro madio sy îkajiana azy
Rankizy, ampangotrahy ny rano ho sotroina, na mampiasa "Sûr'Eau" iarovana amin'ny aretina, Kajio ao anaty îtaovana madio sy misarona ny rano voadio iarovana azy amin'ny loto, ary mampiasà îtaovana madio ahazoana rano îsotro madio sy azo antoka.
Fadimbolana
Fiomanana hiatrehana amin'ny fahatongavan'ny fadimbolana
Ry tovovavy, fantaro ny tsingerin’ny fadimbolanao, miomàna rehefa ho tonga io fotoana io, hanananao saina tony miatrika ny îanarana.
Rankizy, tandrovy mandrakariva ny fahadiovana, hisorohana ireo aretina sy ny kankana azo avy amin'ny loto, tsarovy fa adidy iombonana izany.
Hafatra ho an'ny Ray amandReny sy Mpianatra
Sakafo sy Fanatanjahantena Ny aretina vokatry ny sakafo tsy voalanjalanja Ry ray aman-dreny, isan’andro omeo legioma sy voankazo sy sakafo maro loko voalanjalanja ny zanakao, hisorohana ny aretina toy ny hatavezana, ny fahatapahan’ny lalandrà ary ny diabeta.
Ny fanatanjahantena misoroka aretina maro Misoroka ny aretina tsy miîndra voalaza etsy ambony ny fampiasam-batana sy ny sakafo voalanjalanja, tsy masira loatra, tsy matavy ary tsy nampiana siramamy.
Rankizy, raha toa ka miseho eo aminareo ny iray amin’ireo aretina ireo, tsarovy fa azo sorohana tsara izany.
«Ny mpitsabo irery ihany anefa no afaka manome torohevitra mikasika ny fepetra tokony horaisina»
9
Hafatra ho an'ny Ray amandReny sy Mpianatra
1
0
Fitomboan'ny vatana
Ny karazan-tsakafo ilaina amin’ny îtomboana
Ry zatovo sy tanora, mihinana sakafo voalanjalanja, miovaova sy maro loko hiantohana ny fahasalamanao sy ho an’ny zanakao rahatrizay.
Tohizo ny îhinanana ody ambavafo Rankizy, mihinàna ody ambavafo indroa isan'andro "goûter" fa ilain'ny vatana sy hampifantoka amin'ny îanarana izany.
Rankizy, betsaka vitamina A miaro amin'ny aretina ny voankazo sy legioma miloko mavo mena ary ireo anana miloko maintso matroka.
Hafatra ho an'ny Ray amandReny sy Mpianatra
Herisetra Herisetra sy fampijaliana hita any an-tsekoly, an-tokantrano ary eo anivon’ny Iarahamonina Rankizy, ambarao ny tsy rariny toy ny herisetra nihatra taminao sy niaretanao amin’ny tompon’andraikitra, hahazoana mampihatra ny lalàna sy hanarahana maso ny fahasalamanao ary hahatomombana ny îanaranao.
Herisetra mety hosedrain’ny zatovo Ry zatovo sy tanora, torio any amin’ny manampahefana ny herisetra mianjady aminao, handraisanao an-tanana ny hoavinao.
Ry zatovo, ambarao amin’ny tompon’andraikitra ny herisetra nihatra taminao, hahazoana mampihatra ny lalàna sy hanarahana maso ny fahasalamanao.
Rankizy, ambarao amin’ny tompon’andraikitra ny herisetra nihatra taminao, ahafahana mandray fepetra tokony horaisina.
11
  • Univers Univers
  • Ebooks Ebooks
  • Livres audio Livres audio
  • Presse Presse
  • Podcasts Podcasts
  • BD BD
  • Documents Documents