Communiqué : Resolution du 5ème Congrès du Grad Iloafo
4 pages
Malagasy

Communiqué : Resolution du 5ème Congrès du Grad Iloafo

-

Le téléchargement nécessite un accès à la bibliothèque YouScribe
Tout savoir sur nos offres
4 pages
Malagasy
Le téléchargement nécessite un accès à la bibliothèque YouScribe
Tout savoir sur nos offres

Description

FILANKEVI-PIRENENA GRAD ILOAFO 19-20 APRILY 2013 ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA ANTANANARIVO Ny Filankevi-pirenena GRAD-ILOAFO, nivory teto Anosivavaka Ambohimanarina, Espace J.R.

Informations

Publié par
Publié le 23 avril 2013
Nombre de lectures 149
Langue Malagasy

Extrait

FILANKEVI-PIRENENA GRAD ILOAFO 19-20 APRILY 2013 ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA ANTANANARIVO
Ny Filankevi-pirenena GRAD-ILOAFO, nivory teto Anosivavaka Ambohimanarina, Espace J.R. ny 19-20 Aprily 2013 dia : -Nandinika momba ny raharaham-pirenena indrindra fa ny krizy, ny fiantraikany ary ny vahaolana, dia ny fifidianana; -Nandany ny rafitra vaovao hitantanana ny Antoko.
I. MOMBANY FIFIDIANANA 1.Niombon-kevitra tanteraka ny mpivory ka nilaza fa: a.TSY MANAIKY ny fanemorana ny fifidianana kasain’ny ankolafin’olona sasany hatao, ka MANAMAFY fa tokony hotontosaina araka ny tetiandro efa tapaka izy rehetra; b.Tsy manaiky ny fananganana TETEZAMITA VAOVAO, izay mety hiteraka savorovoro, ka hampahantra lalindalina indray ny vahoaka Malagasy; c.MAMPORISIKA ny CENIT hanao ny asany araka ny fenitra sy programa efa nosoritany.
2.Rehefa nifampidinika lalina koa izy ireo dia niray hevitra fa: HANOLOTRA sy HANOHANA an’Andriamatoa Roland RATSIRAKA ho kandidà Filoham-pirenena noho ireto antony ireto: a.Fampiombonan-kery ao anatin’ny ESCOPOL, satria efa maro loatra ny mpilatsaka hofidina; b.Olona madio Tanana ary tsy mba mpamadika palitao izy;
c.Manaiky ny programa fototry ny GRAD ILOAFO izy, dia ny ADY AMIN’NY FAHANTRANA ho fanarenam-pirenena, satria misy fitovizany betsaka ny programan’ny GRAD ILOAFO sy ny an’ny MTS amin’io lafiny io.
II. RAFITRAMPITANTANA VAOVAO EO ANIVON’NY FOIBE GRAD ILOAFO
Ho fanatanterahana ireo rehetra ireo dia nasiam-panavaozana sy fanitarana ny rafitra mpitantana ny GRAD ILOAFO President d’ Honneur: RABETSITONTA Tovonanahary President National: PrRANDRIAMAROLAZA Louis Paul Secretaire General National:RAKOTOBE Hery Secretaire General Adjoint National: RANDRIAMIHAMINA Haingo Trésorierla:NationRAZAFINDRAKOTO Franck Trésorier Adjoint National: DR Voahangy RANAIVOSON Vice-presidents Provinciaux: Antananarivo: Njato Harinony RAZAFIANDRIAMBELO Antsiranana: RASOA Theodorine Toliara: KOTY Bruno Mahajanga: RAZAFIMANDIMBY Fanomezantsoa Narinirina Toamasina: RAZAFINDRAIBE Theodule Gilbert Fianarantsoa: RAKOTOVAO Martin COMMISSIONS Communication:Romuld RATEFIARIVONY Jeunesse: Rinatia RAJAONARY Development rural: RALAZAMAHALEO Toto Culture et sport: RANAIVO Louis de Conzague Transports: Zoe RAZAFINDRAFAHATRA Santé et planning familial: Dr ANDRIATOMPONONINAVLONA Josoa Nouvelle Technologie: PERICLES Ricky Berger Relations extérieures: RAKOTOASTERA Naivolala Promotion de la femme: Domohina NOROHARILALA Coopérative Agricole: RAZAFINDRAKOTO Charles Armand
TSY LAHATRA AKORY NY FAHANTRANA ISIKA TSY NAMAN’IZAY MIHEMOTRA!
Natao teto Anosivavaka Ambohimanarina 20 Aprily 2013
  • Univers Univers
  • Ebooks Ebooks
  • Livres audio Livres audio
  • Presse Presse
  • Podcasts Podcasts
  • BD BD
  • Documents Documents