-
4:12
-
Malagasy
-
Livres audio
-
2023
Description
Maria dia zazavavy kely nanana fahazazana tsy dia mitovy loatra amin’ny ankizy rehetra. Tsy mba niaranipetraka tamin’ny ray aman-dreniny izy fony fahakelinysatria voatery nandrato fianarana taty Antananarivo.Rehefa vakansy izy dia mody any amin’ny ray amandreniny any Alaotra. Mahafinaritra be tsy misy ohatra izany ny fialan-tsasatra ka vetivety foana dia tonga nytaom-pianarana vaovao.....
-
Publié par
-
Date de parution
01 mai 2023
-
Langue
Malagasy
-
Poids de l'ouvrage
8 Mo