TOROLALANA FANOFANANA MPIANDRAIKITRA
43 pages
Malagasy

TOROLALANA FANOFANANA MPIANDRAIKITRA

-

Le téléchargement nécessite un accès à la bibliothèque YouScribe
Tout savoir sur nos offres
43 pages
Malagasy
Le téléchargement nécessite un accès à la bibliothèque YouScribe
Tout savoir sur nos offres

Description

Groupe restreint de la Cellule Nutrition Scolaire "CNS"

Informations

Publié par
Publié le 28 mai 2014
Nombre de lectures 106
Langue Malagasy
Poids de l'ouvrage 1 Mo

Extrait

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana - Fandrosoana
TOROLALANA FANOFANANA
MPIANDRAIKITRA
NY FANABEAZANA ARA-TSAKAFO ANY AN-TSEKOLY
Ministère de l’Education Nationale
Octobre 2013
TENY MIALOHA Ity boky ity dia mirakitra ny tari-dàlana ampiasain’ny mpampiofana ireo tompon’andraikitry ny sekoly izay ahitana"cantine PAM" isan’ambaratonga: ny chef ZAP ary ny tompon’andraikitry ny CISCO, ny"animateurs"ONN mba hahafahan’izy ireo mahafantatra mikasika ny fanjariantsakafo sy ny fanabeazana ara-tsakafo any an-tsekoly ary mampita izany eo anivon’ireo mpampianatra sy ireo Ray aman-drenin'ny mpianatra.  Voarakitraato ireo lohahevitra tiana hoampitaina sy ny fomba hanatanterahana izany.  Nytanjon’ity boky ity dia ny hampitoviana ny fomba fampitana ho an’ny rehetra izay miandraikitra ny fampiofanana.  Nyfampitana ny lohahevitra dia tokony hanaraka ny torolalana sy toromarika voarakitra ato amin’ity boky ity.  Nytanjon’ity fanamafisam-piofanana ity dia ny ahafahan’ireo tompon’andraikitra :  -mahafantatra ny programan’asa fanabeazana ara-tsakafo ho tanterahina any anivon’ny sekoly  -mahafantatra ny asa takina aminy  -hahay mandaminany asany
 Miarakahofanina nyChef ZAP sy ny"Animateurs" ONNmba hahafahan’izy ireo mahalala ny andraikitry ny tsirairay isaky ny asa angatahina aminy. Anjaran’ny mpampiofana no manavaka azy ireo amin’ny fanontaniana sy fampandraisana anjara ao anatin’ny fiofanana. Io fampandraisana anjara ny mpiofana io no antoka ahalavorary ny fiofanana  Aryfarany, tsy tokony ho adino dia ny fampitana ny lohahevitra izay tokony tsy hivoana amin’izay torolàlana sy toromarika anatin’ity boky ity.  Diamisaotra mialoha ary mirary fahombiazana ho antsika.
FANAMARIHANA HO AN’NY MPAMPIOFANA|iii
FANAMARIHANA HO AN’NY MPAMPIOFANA
 NYFOMBA FAMPITANA NY FAHALALANA Fomba maro no azo ampitana izany fahalalana izany ary ezahana hatrany ny fampan-draisana anjara ny mpiofana amin’ny fahafantarany izany ary hohatevenina ny fahala-lany Ny tekinika ampiasaina dia : 1. Fanomezana fahalalana vaovao : fohy arahina fanazavana mahasahana lohahevitra iray ataon’ny mpampio• Famelabelarana-fana.  •Fametrahana fanontaniana na adihevitra ataon’ny mpiofana  •Famaliana fanontaniana sy fandravonana ataon’ny mpampiofana 2. Fahafantarana ny fahalalan’ny mpiofana : • Fanontaniana arahim–baliny(questions-réponses): olona vitsivitsy no anonta-niana, soratana ny valiny marina, aravona ny valiny, fintinina sy ahitsy raha ilaina ;
• Tosakevitra(brainstorming): anontaniana ny hevitry ny rehetra, soratana avokoa ny valiny rehetra, avy eo fintinina sy ahitsy raha ilaina. 3. Fampisehoanahita maso : • Fampisehoana na fanehoana ataon’ny mpampiofana asa iray na hetsika iray, asaina mamerina ny mpiofana mba hahafehy sy hahay ny asa takina aminy(jeux de rôle, démonstration …),  •Fanazarana.
Tekinika fampiasana ny FlipChart  •Ilaina ny mizatra manoratra amin’ny Flipchart ireo hevitra avoakan’ny mpiofana  •Soratra lehibe, hita na dia lavitra aza,  •Fehezan-tany fohy ampiana fanazavana avy eo  •Andalana 8 na 10 fara fahabetsahany  •Mampiasa loko samihafa afa tsy ny mena Ny flipchartvoasoratra mialoha dia tsy avoaka raha tsy mamintina sy mandravona na manitsy
Iv | ToroLaLana
FAMPANDRAISANA ANJARA MAVITRIKA
 Mandritrany fiofanana dia asiana foana ny fanentanana (ataon’ny mpampiofana na ny mpiofana) mba tsy hahamonamonaina sy hampatory ny mpiofana. Ny fampandraisana anjara ny mpiofana dia tena zava-dehibe, antoka hahalavorary ny fiofanana. Isaky ny mandray anjara nympiofana dia dokafana sy omena fankaherezana.
 Tadiavony fomba hampitenenana ny rehetra: fanontaniana tsotra, famerenana ny fanontaniana, asesy ny fandraisana fitenenana. Mba hisian’ny fandraisana anjara mavitrika sy tsy hahavariana ny mpiofana dia tsy zaraina ny tahirin-kevitra ho an’ny mpiofana raha tsy amin’ny faran’ny fiofanana.
 Nympampiofana dia mila mahafantatra ny mpiofana diany andro voalohany: iza no mahay na tsy manana fahalalana betsaka mihoatra noho ny namany, iza no sahy mitany, iza no menatra ka tsy sahy ...
 FANOMANANA  Iray andro mialohan’ny fiofanana dia mila manomana ny fiofanana ny mpampiofana rehetra sy mizara andraikitra: - fanaovana fitsidihana ny manam-pahefana: mampahafantatra ny fisian’ny fiofanana ary fangatahana ny fanatrehanany fanombohana na ny famaranana ny fiofanana - “Logistique” (saran-dàlana ho an’ny mpiofana, pause café, indemnités, toerana hatoriana …) sy ny olona miandraikitra izany mba hampilamin-tsaina ny mpiofana sy ny mpampiofana.
- toerana anaovana ny fiofanana: atao miendrika “U” ny filaharan’ny seza sy latabatra hitoeran’ny mpiofana ahafahana mahita ny rehetra. Kendrena hatrany ny hisian’ny lalana hivezivezen’ny mpampiofana sy ny mpiofanamandritra ny fiofanana
- toerana hanaovana ny fanazarana
- Sekoly na tanàna hanaovana ny fampiharana
- Flipchart izay soratana mialoha (araka ny toro-marika isan-taranja).
 Nympampiofana iray dia miandraikitra mpiofana 10 ka hatramin’ny 15, ka mpampiofana roa amin’ny efitra misy mpiofana 25 farafahabetsany.
 Ilain’nympampiofana ny mahafantatra ny fivoaran’ny fahaizana sy fahalalàn’ny mpiofana nandritra ny fiofanana noho izany dia manao ny tomban’ny fiofananana isan’andro sy amin’ny andro fiafaran’ny fiofanana.
 Isakyny hariva dia miaraka manao jery todika ny natao nandritra nyandro ny mpampiofana rehetra, mamintina ny tombana nataon’ny mpiofana ahafantarana ny taranja tokony haverina na hamafisina ny ampitso.
FANAMARIHANA HO AN’NY MPAMPIOFANA|1
FITAOVANA Ilaina amin’ny fiofanana ireto fitaovana ireto :  -Tabilao flipchart miaraka amin’ny flipchart  -Marker, pins, masking tape, hety, sns…  -Torolalàna ho an’ny fiofanana isaky ny mpampiofana  -"Supports IEC : cartes conseil"  -Fitaovana an-dakozia hanaovana ny fampianarana nahandro sy ny sakafo ho karakaraina amin’izany  -Ho an’ny mpiofana tsirairay : kahier, stylo manga sy mena, tahi-rin-kevitra
2 |ToroLaLana fanofanana FANDAHARAM-POTOANA ANDRO VOALOHANY (7 ora sy 50 minitra) Fandaminana amin’ny ankapobany (15 4. Ny tsifanjariantsakafo (Ora 3)min) • Famaritana ny tsifanjariantsakafo sy ny  1.Generalités(35 min) fanjariantsakafo • Ny tsifanjariantsakafo any anivon’ny  •Ny fisehon’nytsifanjariantsakafo sekoly • Antonymahatonga ny tsifanjariantsa-• Ny Tanjon’ny tetikasa fanabeazana ara-kafo tsakafo any anivon’ny sekoly • Ny vokatra aterakin’ny tsifanjariantsa-kafo 2. Ny Fandaharanasam-pirenena ho • Ny fiampitan’ny tsifanjariantsakafo eo amin’ny Fanjariantsakafo any anivon’ny amin’ny taranaka sekoly PNANSS (Ora 2)  •Antony nahatonga ny PNANSS  5.Ny sakafoara- pahasalamana (ora 1) • Asa tanterahina ao amin’ny PNANSS • Famaritana ny atao hoe sakafo ara-pahasa-• Tanjon ’ny PNANSS sy ny sokajin’olona lamana iantefany • Ireo foto-tsakafo: vary na solom-bary  •Ny rafitra mpanatanteraka ny PNANSS (sakafo mitondra tavolo) 3. Ny tetikasa fanamafisana ny Fa-nabeazana ara-tsakafo any anivon’ny sekoly ambaratonga voalohany ahitany fiahiana ara-tsakafo ny PAM ao amin’ny Distrikan’i Bekily (Ora 1)  •Antony nahatonga ny tetikasa  •Ny faharetan’ny tetikasa • Ny paikady hanatanterahana azy sy ireo iantefany  •Ny asa ho tanterahina  •Ny vokatra andrasana
ANDRO FAHAROA (7 ora sy 30 minitra)
FANAbeAzANA ARA-TsAkAFO eNY AN-TsekOlY|3
5. Nysakafo ara- pahasalamana “TOHI-9. Pitson'Asa Fanao tena Ilaina PAFI (30 NY” (ora 1) minitra)  •Ireo Laoka : sakafo mitondra proteina • Famaritana ny PAFI  •Ireo menaka: sakafo mitondra menaka  •Ny rano fisotro madio  •Ireo fangaron-daoka: legioma sy voan- -Ny Fomba fitahirizana sakafo; kazo, sakafo mitondra otrikaina vitamina  -Ny sakafo ara-pahasalamana sy sira mineraly  •Ny rano 10. Ireo programa fanabeazana ara-tsa-kafo any an-tsekoly (ora 1) 6. Nyfilana ara-tsakafo ny mpianatra  •Fanentanana ny mpahandro (ora 1)  •Fanentanana ny mpampianatra  •Ny filan’ny zaza 6 ka hatramin’ny 14 taonaFanentanana ny mpianatra •  •Ny sakafon’ny zaza mianatra• Fanentanana ny Ray aman-drany  7.Ny fahadiovana (1 ora)11. Fomba fampitana ny fanabeazana ara-tsakafo eoamin’ny mpianatra (ora 1)  •Maha zava-dehibe ny fahadiovana  •Any anaty lesona  •Eo amin’ny tontolo iainana  •Fanentanana amin’nyalalan’ny “cartes  •Ara-batana conseil” : fanontaniana arahim-baliny  •Ara-tsakafo  •Fampianarana mahandro  •Dinidinika Fanabeazana  8.Ny paikady fandresen-dahatra (Ora 2)  •Famaritana ny atao hoe IEC/CCC  •Singa mandrafitra ny hafatra, fifampisera-serana  •Mombamomba ny hafatra  •Fototry ny hafatra mahomby
4 |ToroLaLana fanofanana
ANDRO FAHATELO (7 Ora sy 30 minitra)
12. Famelabelarana ny fampiasana ny “Cartes conseils”(30 minitra)
• Famaritana ny atao hoe “Cartes conseil”
• Ny mombamomba ny “Cartes conseil” (isa-
ny – votoatiny – vokatsoa azo aminy)
• Fomba fampiasana ny “Cartes conseil” ary ny dingana arahina amin’ny fampiasana azy  Eoamin’ny mpianatra  Eoamin’ny Ray aman-dRany •Antony nampidirana ny “Cartes conseil” _ __________________________________ CHEF ZAP Animateurs 13. Approche Enfants/Communauté 13.Fandaminana amin’ny fampiharana (Ora 1) any an-tsekoly (Ora 1) • Famaritana • Fifampiresahana amin’ny tompon’andraiki-tra ;  •Dingana arahina
14. Fampiharanaarahina fifampiza-14. Fandetehana ny lohahevitra ao rana syfanontaniana(Ora 5) amin’ny fampiharana ny fampianarana an-dakilasy (Ora 5) • Dinidinika ara-panjariantsakafo ; • Ny Taranja Mivoy sy ny Taranja Manohana  •Fampianarana nahandro ;  •Ny tetika sy paika itondrana ny lesona  •Fanontaniana arahim-baliny  •Ny sehom-pampianarana  •Ny fifanjohin’ny taranja • Fanamboarana takela-panomanan-desona
(Taranja Mivoy/ Taranja Manohana)
______________________________________
15. Ny tatitra atao isam-bolana sy Jeritodika ho fandrefesana ny fahala-lana azo (30 minitra) • Famaritana ny atao hoe “tatitra” • Fotoana fanatanterahana azy • Ireo tompon’andraikitra mameno izany
16. Famaranana (30 minitra)
Fanoroam-pejy
FANAbeAzANA ARA-TsAkAFO eNY AN-TsekOlY|5
FANAMARIHANA HO AN’NY MPAMPIOFANAsec III FANDAHARAM-POTOANA 2 FANOLORAM-PEJY 5 Fandaminana ankapobany ny fiofanana 6 TARANJA VOALOHANY :Generalités7
TARANJA FAHA-2 :Ny fandaharanasam-pirenena ho amin'ny fanjariantsakafo any an-tsekoly8 TARANJA FAHA-3 : Tetikasa fanabeazana ara-tsakafo an-tsekoly 12
TARANJA FAHA-4 : Ny tsifanjariantsakafo 14 TARANJA FAHA-5 : Ny sakafo ara-pahasalamana 18 TARANJA FAHA-6 : Ny filana ara-tsakafo ny mpianatra 21 TARANJA FAHA-7 : Ny fahadiovana 22 TARANJA FAHA-8 : Ny paikady fandresen-dahatra 23 TARANJA FAHA-9: Ireo programa fanabeazana ara-tsakafo any an-tsekoly25 TARANJA FAHA-10 : Ny PAFI (Petites Actions Faisables) 27 TARANJA FAHA-11:  Fombafampitana ny fanabeazana ara-tsakafo eo amin’ny mpianatra 29
TARANJA FAHA-12 (CHEF ZAP) :  Fampiasana“cartes conseil” 31 TARANJA FAHA-13 (CHEF ZAP) :  Nyfomba fijery ankizy ho an'ny fiaraha-monina 32 TARANJA FAHA-14 (CHEF ZAP) : Ny fandetehana ny lohahevitra ao amin’ny fampiharana ny fampianarana  an-dakilasy 38
TARANJA FAHA-15 : Famenoana tatitra sy jery todika handrefesana fahalalana 38
6ToroLaLana fanofanana |
FANAbeAzANA ARA-TsAkAFO eNY AN-TsekOlY|7
  • Univers Univers
  • Ebooks Ebooks
  • Livres audio Livres audio
  • Presse Presse
  • Podcasts Podcasts
  • BD BD
  • Documents Documents